|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 kiady |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Hazo lava misy baraka navoromborona natsangana amin' ny tany efa an' ny tena na tiana hofaritana ho an' ny tena, na hiarova na mba tsy hodiavina na hakana an-keriny ny vokatra maniry ao: Tany vita kiady ny ahy io ka tandremo
4 aro: Ianao no kiadinay eto antanàna. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 a pole with a tuft of grass used to mark property rights
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 perche surmontée d'une touffe de paille
7 et qui sert à marquer la possesion, l'interdit [1.8] |
| Tsipelina hafa | 8 kady |
| Mpanahaka | 9 avarapianarana, 10 endrika, 11 felatanamangaikanyrantsana, 12 kintanatelonohorefy, 13 kitroifaharana, 14 olomanga, 15 rehareha, 16 sanga, 17 tabiha, 18 tatamoravakynyfarihy, 19 tolamiadidy, 20 trafolelafinkomandina, 21 trafonasondrotrynynofo, 22 varavaramiandraikitra, 23 varivaryandriannytafo, 24 vatonasondrotrynytany, 25 voaraendrikynysaha, 26 voninahitra, 27 vovonanaiadiannylohany |
| Kamban-teny rehetra | 28 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 29 Ohabolana misy io teny io |
| Sary |
|
| Teny iditra (2/2) | 30 kiady |
| Sokajin-teny | 31 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
32 a Boy Scout (government-sponsored); cf. skoto, tily
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
33 éclaireur (laic); cf. skoto, tily
[1.8] |
| Fivaditsoratra | 34 daiky, kiady, 35 kiday |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|