|
|
|
|

Entry1  kisoa
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Biby karazan' ny lambo, ompian' ny olona noho ny henany izay matsiro sy be taviny. Taloha ny kisoa nomena ny anarana koa hoe "lambo resy" [1.1]
Explanations in English  4  a pig [1.7]
Explanations in French  5  porc [1.54]
6  porc, cochon [1.8]
Examples  7  Raha sarotin-doiloy, aza mividy lohan-kisoa. [2.69#]
8  Fady kisoa mamoavary izahay, fa akoho zahana. [2.499#41]
All compound words  9  11 combinations of this word
Vocabulary  10  Zoology: mammals
Proverbs  11  Proverbs containing that word
Article  12  Randzavola: kisoa ao amin' ny Baiboly

Anagrams  13 akiso, 14 isoka, 15 kaosy, 16 kiosa, 17 kisoa, 18 osika, 19 saoky, 20 sioka, 21 soaky, 22 sokay, 23 sokia

Updated on 2025/10/11