|
|
|
|

Entry1  koly
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Tambitamby misy hafetsena, fanaovana izay hahafaly mba hanambakana
Vola omena mpiasam-panjakana ivelan' ny karamany mba hanambatamtiazana azy hanao zavatra ho an' ny tena manokana: Nandray koly indray Rakoto
Synonyms  6  kolikoly
Analogs  7  tsolotra, gaina, kojikojy, kejokejo, totohondry vola, sisi-bola

Anagrams  8  kilo, koly, Loky, loky, olik

Updated on 2025/08/10