Entry | mikorontana (korontana) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Tsy milamina, misafotofoto ambony ambany: Mikorontana ny zavatra ato an-trano Isehoan' ny tsy fifanarahana, tsy mifanaraka: Mikorontana ny fanambadian-dry zareo Misy tabataba: Nikorontana be ihany ny fanjakana tamin' izay [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Synonyms | mifanjevo ~ misaritaka ~ misavoritaka ~ mifotofoto ~ misafotofoto ~ misavorovoro ~ mikorokoro | ||||||||
Entry | mikorontàna (korontana) | ||||||||
Part of speech | imperative of active verb mikorontana | ||||||||
Explanations in Malagasy | [1.1] | ||||||||
Explanations in French | [1.3] | ||||||||
Updated on 2023/01/20 |