|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ladinintrambo |
| Singan-teny | 2 ladina, 3 trambo |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Anaran' aretina mitovitovy amin' ny tandomerina, saingy mitsoriadriaka lavalava ny fivontosana aminy fa tsy mitapelapelaka vorivory
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 espèce d'urticaire oblongue
[1.54] |
| Voambolana | 7 Fahasalamana |
| Tovy hevitra | 8 fadiditra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|