|
|
|
|

Entry (1/2)1  lafika
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
All compound words 
Explanations in Malagasy  17  [1.78] [Bezanozano] farafara, fandriana
18  [1.1] Izay rehetra atao ao ambanin' ny tsihy andriana, tahaka ny bozaka izany: Soloy ny lafik' itỳ fandriana itỳ fa efa fisaka loatra
Izay rehetra atao fanambanin-javatra mba tsy hahamafy ny fiasana na ny fipetrahana eo amboniny: Asio lafika kely eto hanoratako
Fisotro sotroina alohan' ny sakafo, na koa zavatra tsakitsaky hanina alohan' ny handraisana zava-pisotro
Zezika atao amin' ny tanimboly alohan' ny hamafazana ny voa na hambolena ny zavamaniry
19  [1.13] bozaka na mololo fandrian'ny biby
Explanations in English  20  [1.7] anything put under, as a mat or mattress
Explanations in French  21  [1.8] ce qu'on met dessous, comme une natte ou un matelas
22  [1.13] litière, natte
23  [1.196] litière, tout ce qu'on met sous la natte pour rendre la couche plus molle. Par extension : paillasse ou matelas lorsqu'on utilise un lit, on précise alors lafi-pandriana
Examples  24  [2.472#] Zozoro sy herana maina no angonina atao lafika.
25  [2.69#] Adarà, fa fandria-malemy lafika, ka tsy itadiavako lafika sy ondana.
Proverbs  26  Proverbs containing the word lafika

Entry (2/2)27  lafika
Part of speech  28  noun
Explanations in French  29  [1.196] (du malais: lapik).
Nom des Arecaceae fournissant des crins végétaux particulièrement appréciés comme litière, principalement Chrysalidocarpus fibrosus Jum. (Arecaceae) [Betsimisaraka]
Vocabulary  30  Botany
Scientific name 

Anagrams  32  alafik, falika, kilafa, lafika

Updated on 2025/08/10