Entry (1/4) | 1 lafo |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Be vidy, tsy taka-bola: Lafo ny vary tamin' itỳ fa tafakatra roa ambin' ny folo ny kilao Efa lasan' olona: Ento aty hojereko io satroka io fa hovidiko. -- Efa lafo io, tompoko [1.1] |
Explanations in English |
4 sold; expensive [1.7] |
Explanations in French |
5 vendu; qui coûte cher [1.8] |
Examples |
6 Siramamy roa sobika nokarakaraina nandritra ny herinandro no nentiny hamidy, ary lafo daholo ireny.
[2.470]
|
Derivatives |
|
All compound words | 16 5 combinations of this word |
Antonyms | 17 mora |
Analogs | 18 sarotra, hangana, be vidy, sarobidy, hentona, maneno, tsy takatra, tsy azon' ny kely vola, tsy takatry ny malahelo, tsy azo vidina, tsy mahaleo ny sarany ny vidiny |
Proverbs | 19 Proverbs containing that word |
Entry (2/4) | 20 lafo |
Part of speech | 21 adjective |
Explanations in Malagasy |
22 lasam-bidy [Sihanaka]
[1.78] |
Entry (3/4) | 23 lafo |
Part of speech | 24 noun |
Explanations in Malagasy |
25 Hazandrano misy tsilony ka manaintaina ohatra ny asian' ny maingoka ny voatsindrony [Sakalava]
[1.1] |
Vocabulary | 26 Zoology: fishes |
Proverbs | 27 Proverbs containing that word |
Entry (4/4) | 28 lafo |
Part of speech | 29 noun |
Explanations in French |
30 (autre prononciation de lafika . lafo, adjectif, veut dire : « qui se vend cher », ce qui était vrai, à une certaine époque, pour le crin végétal). Chrysalidocarpus mananjarensis Jum. & H.Perrier (fichier manuscrit de R. Decary). [Betsimisaraka]
[1.196] |
Vocabulary | 31 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 32 Falò, falo, 33 Fola, 34 lafo |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |