|
|
|
|

Entry1  lahimatoa
Elementary words  2  lahy, 3  ma, 4  toa
Part of speech  5  noun
Explanations in Malagasy  6  Ny zanakalahy voalohany amin' ny lahy [1.1]
Explanations in English  7  the eldest son in a family [1.7]
Explanations in French  8  aîné, l'aîné, le premier fils des garçons [1.3#371]
9  le fils ainé [1.8]
Examples  10  Tsy alaiko afa-tsy ny lahimatoa! [2.270]
11  Ramanitrahasina zanany lahimatoa no nandimby azy. [2.508]
12  maty tsy nifanao tapa-bolana akory ny lahimatoa sy ny lahiaivo! [2.944#]
Vocabulary  13  Relationships: family
Analogs  14  lahiaivo, vaviaivo, vavimatoa
Proverbs  15  Proverbs containing that word
Article  16  Randzavola: lahimatoa ao amin' ny Baiboly

Anagrams  17 lahimatoa, 18 mitalahoa

Updated on 2025/10/11