Entry | 1 lahinjiro |
Part of speech | 2 noun |
Elementary words | 3 lahy, jiro |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] [lahin-jiro] vorodamba vonto-menaka ka arehitra ho jiro |
Explanations in English |
6 [1.7] [lahin-jiro] a wick |
Explanations in French |
7 [1.8] [lahin-jiro] la mèche des lampes, des bougies 8 [1.13] mèche d'une lampe |
Examples |
9 [2.499#] lahinjiro maina no indreo mitsilopilopy efa madivadiva. 10 [2.471#] Indreny lahinjiro roa no manatona miadana dia miadana ny familiana amikiranay sy Patrice. 11 [2.643#] lahinjiro ngezabe toy ny sandry no nirehitra teo amboniny ka nanazava ilay efi-bato malalaka. |
Anagrams | 12 hojilarin, lahinjiro |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |