|
|
|
|

Entry (1/2)1  lalina
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-milaza izay misy elanelany be ny tampony na ny vavany sy ny fanambaniny na ny vodiny: Lalina itỳ rano ity ~ Latsaka tao anaty tevana lalina izy
Mangitsokitsoka
Enti-milaza teny na hevitra voafototra tsara, tsy misafosafo ivelany fotsiny: Lalina ny hevitra naposak' ilay mpandahatra
Fatratra, mahatalanjona, lehibe: Lalina izy raha hikabary ~ Lalina ny fahoriana nahazo azy
Explanations in English  4  [1.2, 1.7] deep
5  [1.2] profound
Explanations in French  6  [1.3] Profond au physique et au moral, fameux, fort, éminent, extrême en son genre
7  [1.3, 1.8] profond
Examples  8  [2.324] Tsy lalina ilay lava-bato, ka tafiditra tsara tao ny fahazavan'ny kintana, ary nahazo nijery sy nandinika tsara ny tarehin-dRazaimalala izy.
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
All compound words  26  15 words containing lalina
Antonyms  27  marivo
Proverbs  28  Proverbs containing the word lalina

Entry (2/2)29  lalina
Part of speech  30  noun
Explanations in French  31  [1.196] (dans son sens général ce mot, tiré du malais dalam, signifie remarquable, exceptionnel). C'est le nom général des arbres appartenant aux genres Homalium et Bivinia (Salicaceae). Leurs bois durs et de bonne conservation ont en effet d'excellentes qualités. [Tanosy]
Vocabulary  32  Botany

Updated on 2025/09/12