|
|
|
|

Entry1  lambondriaka
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  lambo, riaka
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Karazam-biby mampinono any anaty rano ka mivelona amin' ny hazandrano; mety hahatratra 1 metatra sy sasany ny halavany
5  [2.356] dauphin
Explanations in English  6  [1.2] [Provincial] a sea hog, a porpoise
Examples  7  [2.356#] Mijery irony andiana hazandrano manidina tsy fahita, na ny lambondriaka misavoana sy manao antsitrika eny anaty ranobe.
Vocabulary  8  Zoology: mammals
Synonyms  9  lambondrano

Updated on 2025/07/29