|
|
|
|

Entry1  lehilahy
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  lehy, lahy
Derivatives 
4  Active verbs :
5  Adjectives :
All compound words 
Explanations in Malagasy  12  [1.1] Teny ilazana ny lahy amin' ny karazan' olombelona, mifanohitra amin' ny vehivavy: Teo aloha nandoa karatra daholo ny lehilahy feno iraika amby roapolo taona
Olona manankerimpo, mijoro amin' ny heviny, mahavita zavatra: Izany ka lehilahy!
Sakaiza na vady lahy: Lasa niaraka amin' ny lehilahiny any izy
Explanations in English  13  [1.7] a man
Explanations in French  14  [1.8] homme (mâle)
Proverbs  15  Proverbs containing the word lehilahy

Updated on 2025/08/10