|
|
|
|

Entry (1/3)1  levina
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Fanitrihana na fanafenana na fanotofana ao anaty tany: Nataony tsara levina ny volany alohan' ny hiaingany

Entry (2/3)9  levina
Part of speech  10  noun
Explanations in Malagasy  11  [1.1] Kofehy asiana tanifotsy henjanina hanamarihana tsipika mahitsy amin' ny hazo

Entry (3/3)12  levina
Part of speech  13  noun
Explanations in Malagasy  14  [1.1] Fiasan' ny mpandatsa-biriky na ny mpandrafitra hitsapana ny tampon-drindrina na ny mpandrafitra hitsapana ny tampon-drindrina na ny ngorodona raha tena marin-tampona tsy misy avo sy iva na tsia
15  [1.13] fitaovana entina manome na manamarina ny marindrano
Explanations in French  16  [1.3] niveau, niveau d'eau
17  [1.13] niveau
Vocabulary  18  Tools
Synonyms  19  lenta

Anagrams  20  alevin, avelin, ivelan, levina, nalevi, nalevy, navely, nivela, velaƱy

Updated on 2025/07/29