|
|
|
|

Teny iditra1  lihitra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Maimay sy maimaika hanao zavatra noho ny hajejoana: Lihitra erỳ izy handeha handihy any amin' ny namany
4 Kely loha, maivan-doha [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Mpanahaka  13  adala, 14  dedaka, 15  lefaka, 16  liaka, 17  liana, 18  lingitra, 19  litika, 20  maola, 21  matimpitiatoalalitra, 22  matinkaninkely, 23  mihaitraitra, 24  mihoalahoala, 25  mimaty, 26  minitinitika, 27  pendina, 28  roboka, 29  sedika, 30  seriny, 31  tefotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31