|
|
|
|

Entry1  lohataona
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  loha, taona
All compound words 
Explanations in Malagasy  6  [1.1] Fizarantaona voalohany amin' ny taona fa miantomboka maniry na mitsiry daholo amin' io ny zavamaniry nihintsana tamin' ny ririnina, miseho lalandava ny masoandro ka betsaka ny hainandro ary mafana ny andro; hatramin' ny volana Septambra ka hatramin' ny Novambra no faharetan' ny lohataona, izay dimbiasan' ny fahavaratra
Explanations in English  7  [1.7] springtime
Explanations in French  8  [1.8] printemps
Examples  9  [2.69] fa lohataona ny andro izao, ka miongy ny vahoaka;
10  [2.245] fa raha kankafotra no mikoka, efa lohataona ny andro;
Vocabulary  11  Time
12  Geography: (in general)
Analogs  13  fahavaratra, fararano, ririnina
Proverbs  14  Proverbs containing the word lohataona

Anagrams  15  halotoana, lohataona, notalahoa, talahonao, talohanao

Updated on 2025/08/10