Entry | 1 mahafadiranovana |
Part of speech | 2 adjective |
Root | 3 fadiranovana |
Morphology |
|
Examples |
7 [2.4] Ary izay marary tsaroako izay, miampy ny fanahiana aman-tebiteby eo am-piandrasana, dia hahafadiranovana ahy isaky ny hotsindronina. 8 [2.499] Aretina mamely ny tanora loatra, mahafadiranovana ny lazondazony, ary misangisangy ny antitra aza, ka tsy maintsy reseko. |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |