|
|
|
|

Teny iditra1  mahandroa
Fototeny  2 handro
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mahandro [Fitanisana]
Ohatra  4  Fotoana fandevenana Tokony ho adiny roa alohan' ny hamatorana ny faty, dia misy manafo anankiray manao antso avo eran' ny tanàna hoe: "mahandroa vary daholo e! [2.436#]
Tsipelina hafa  5 mandrahoa

Fivaditsoratra  6 amandraho, mahandroa, 7 mandaroha, 8 mandrahoa, 9 mandroaha

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10