|
|
|
|

Teny iditra1  mandrahoa
Fototeny  2 handro
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mahandro [Fitanisana]
Ohatra  4  Alao ary, ka vonoy, fa hitan-tsikidy, ary ny atodiny andrahoy mano-kana, ka mandrahoa vary sosoa, ary rehefa masaka dia arosoy. [2.857#]
Tsipelina hafa  5 mahandroa

Fivaditsoratra  6 amandraho, 7 mahandroa, 8 mandaroha, mandrahoa, 9 mandroaha

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10