Entry | 1 maharikoriko |
Part of speech | 2 adjective |
Root | 3 rikoriko |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Miteraka na mahatonga rikoriko, mahasosotra izaitsizy, mahalotika: Maharikoriko ny loton' itỳ zaza ~ Maharikoriko ahy ny toetran' iny olona tsy valahara iny |
Explanations in English |
5 [1.7] nauseating |
Analogs | 6 mahadikidiky, mahaboboka |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |