|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  main'  ~  main-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe may
Ohatra  3  Mety isy ny main-tany. [2.445#66]
4  Hanome rano izay mpandalo main' ny hetaheta ianao. [2.117#128]
5  nefa tsy ranonoram-baratra fananao ora-main-andro. [2.324#]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :

Teny iditra (2/4)7  main    
Sokajin-teny  8  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  9 ankabiazany, lohany [1.32, 1.42]
Fanazavàna teny anglisy  10 fotony, ny ilaina indrindra; tsy misy manampy [1.17]

Teny iditra (3/4)11  main    
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny anglisy  13 ny ranomasin-dehibe (the high sea)
14 fantsona mitondra rano (pipe or duct carrying water)
15 taroby mitondra herim-baratra (circuit carrying electricity) [1.17]

Teny iditra (4/4)16  main    
Sokajin-teny  17  anarana (vavy)
Fanazavàna teny malagasy  18 tanana (une main) [1.4, 1.8, 1.66]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12