|
|
|
|

Entry1  main-tany
Elementary words  2  may, 3  tany
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5  ilazana ny fizaran-taona tsy misy orana, ny ririnina [1.1]
6  fizaran-taona sady mangatsiaka no maina, zaran-taona tsy isian'ny orana [1.13]
Explanations in French  7  saison sèche [1.13]
Vocabulary  8  Geography: (in general)
Synonyms  9  asotry, ririnina

Anagrams  10 main-tany, 11 mitanina, mitanìna, 12 tamiñañy

Updated on 2025/10/12