|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 malady |
| Fototeny | 2 lady |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 kinga, haingana
[Bezanozano]
[1.78] 5 haingana [Sihanaka, Tanala] [1.78] 6 Mandeha haingana: Malady ianao izany, tsy vao tamin' ny fito ianao no niala teto 7 Mora mandre, mandre na dia izay feo malefaka indrindra aza: Mbola malady io antidahy valopolo taona io fa reny thany na bitsibitsika aza no atao aminy 8 Mora mahafana rano, mahamasaka nahandro (vilany): Aza ela ianao fa efa ho masaka ny sakafo, malady manko ny vilaninay [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 quick
10 keen of hearing [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 rapide.
[Tankarana]
[1.19] 12 prompt 13 qui a l'oreille fine [1.8] 14 précoce [1.196] 15 vite prêt, rapidement préparé [1.196] |
| Ohatra |
16 malady loatra izany fitiavana izany.
[2.895#174]
17 Andro aingana sy malady ny Alahamady. [1.381#] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 19 lady |
| Kamban-teny rehetra | 20 Fikambanana 12 amin' io teny io |
| Ohabolana | 21 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 22 malady |
| Fototeny | 23 lady |
| Sokajin-teny | 24 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
25 vetivety
[Bezanozano]
[1.78] |
| Teny iditra (3/3) | 26 malady
![]() |
| Sokajin-teny | 27 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
28 aretina
[1.17] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/13 |
|