|
|
|
|

Teny iditra1  malama maina
Singan-teny  2 malama, 3 maina
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 (miaraka mandrakariva amin' ny teny hoe tany): enti-milaza ny fiainana izay sarotra itondran-tena fa jerena toa mora andehanana nefa raha tsy mitandrina mety hamotraka [1.1]
Ohatra  6  Tandremo fa malama maina ny tany ka tsy azo anaovana tongo-dovia [1.1]
7  Izany Iarivo izany, hono, ka malama maina. [2.499]
8  Nahatsiaro loatra manko izy fa " malama maina " ny lalantsika ety: koa mba may izy hiomana sy hitady fanefitra. [2.296]
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02