|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 malazo molotra |
| Singan-teny | 2 malazo, 3 molotra |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 enti-milaza olona voan' ny hakiviana noho ny fahadisoam-panantenana
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 décontenancé (littéralement: dont les lèvres sont sèches) (gaina)
[1.54] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|