|
|
|
|

Entry1  malefaka
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mora alefitra, mora milefitra: Malefaka erỳ ny tanan-jazakely
Malemilemy: Feo malefaka
Malemy paika: Malefaka tsy mba miriadriatra Rangahy iny
Tsy misy heriny firy: Zavapisotro malefaka
Explanations in English  4  [1.7] pliant, supple; easy going, gentle
not too strong (of beverages)
Explanations in French  5  [1.8] souple; calme
pas trop fort (se dit des boissons)
Examples  6  [2.69] hazo malefaka koa ny andrarezina.
7  [2.529] hoy ny feony malefaka toy ny bitsibitsika.
8  [2.5] Nitodika azy ilay lahiantitra sady nitsiky malefaka.
Root  9  lefaka
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
Derivatives 
13  Active verbs :
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  23  Proverbs containing the word malefaka

Anagrams  24  falamake, malefaka

Updated on 2025/01/21