|
|
|
|

Entry (1/2)1  malemy
Part of speech  2  adjective
Root  3  lemy
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Malefaka, malambolambo: Malemy ny hoditry ny zaza
Mora aforitra, tsy henjana, mora tapaka: Vola malemy ~ Malemy ity rantsan-kazo ity
Mora tsakoina, boda, bodaka, mihonankonana: Tsara masaka ny hena ka malemy ~ Savoka malemy
Kely aina, tsy matanjaka, mihozohozo, mangozohozo: Mbelà fa malemy loatra ianao ka tsy hahavita io asa io
Tsy afa-manohitra fa manaraka ambokony, morainy loatra, rainazy: Malemy loatra amin-janany io Ramatoa io
Explanations in English  5  [1.7] soft; weak
Explanations in French  6  [1.8, 1.13] mou
7  [1.8] faible
Examples  8  [2.472] Katsaka efa matoy nefa mbola malemy no alaina.
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
Derivatives 
Active verbs :
All compound words  13  24 words containing malemy
Analogs  14  boda, bodaka, modaka, motraka, lotaka, mondaka, nondaka, boretaka, mihonankonana, malemilemy, mavozo, mavozovozo, marary ovana, tsy matanjaka, garera, tsy mahazo nofo, malezolezo, marafoka, tsingozahoza, marezoka, marazoka, mangozohozo, konetaka, vavivavy, kely aina, kely ambaitra, somararetra
Proverbs  15  Proverbs containing the word malemy

Entry (2/2)16  malemy
Part of speech  17  noun
Root  18  lemy
Explanations in Malagasy  19  [1.13] voan'ny paralisia
Explanations in French  20  [1.13] paralytique
Vocabulary  21  Health

Anagrams  22 malemy, 23 mamely, 24 milame

Updated on 2025/09/13