|
|
|
|

Entry (1/2)1  mamony
Root  2  vony
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Vaky vony: Efa mamony sahady ity paiso ity [1.1]
Explanations in English  5  to blossom [1.7]
Explanations in French  6  fleurir [1.8, 1.96]
7  (de vony: fleur). Verbe: fleurir, voir les exceptions à mamonifanja. Dans le Betsileo, on dit mamilo et dans tout le Sud : mamelana. [Merina, Sakalava, Tankarana, Betsimisaraka] [1.196]
Examples  8  Voninkazo indray mamony, mitovy hanitra sy felana. [2.817#]
9  ny Kriptogama, na izay tsy mamony sy mamoa miharihary. [1.357#]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
All compound words  13  mamony fanja
Vocabulary  14  Botany: (in general)

Entry (2/2)15  mamony
Root  16  voñy
Part of speech  17  active verb
Explanations in Malagasy  18  [mamoñy] manafina [Tambahoaka] [1.78]
19  manafina [Bezanozano] [1.78]
20  mampirina tsy ho hitan'olona, manitrika, manafina [Tanala] [1.78]

Updated on 2025/10/08