|
|
|
|

Entry1  mampihomehy
Part of speech  2  active verb
Root  3  homehy
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
All compound words 
Explanations in Malagasy  8  [1.1]
Explanations in English  9  [1.7] to cause laughter; laughable
10  [1.17] ridiculous
Explanations in French  11  [1.3]
12  [1.8] faire rire; risible, drôle, humoristique
13  [1.9] ridicule
14  [1.66.fr#601] marrant: Tantara mampihomehy (Histoire marrante)
Examples  15  [2.285#] Inona no mavesa-danja eto : ny mahatsikaiky sa ny mampihomehy?
16  [2.895#] Tapaka mampihomehy mampatahotra fa rambony kely sisa mihantona eo.
17  [2.356#] Tadidiko ilay fiteny tsy mendrika no mampihomehy androahan' ny Sinoa ny ankizy izay miditra ao aminy anefa toa tsy hividy.
Analogs  18  mahatsikaiky, mampivadika aty, manapa-tsinay, mampitokelaka, hatsikana, katsikana

Updated on 2025/08/10