|
|
|
|

Entry1  manadala tena
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] manimba tena, mamita-tena: Manadala tena amin' ny sakaiza ratsiny izy
Elementary words  4  manadala, tena

Updated on 2024/12/07