| Entry | 1 manadio |
| Part of speech | 2 active verb |
| Root | 3 dio |
| Morphology |
|
| All compound words |
|
| Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Manala loto: Manadio tanàna Manala pentina: Manadio ny fanahy ny sakramenta sasany |
| Explanations in English |
10 [1.2] same as mandio and more frequently used |
| Explanations in French |
11 [1.13] nettoyer; purifier |
| Examples |
12 [2.442#] aoly ny manadio ny lobolobo. 13 [2.356#] Misy asidra ireo raviny ka tena manadio. 14 [1.123#] ary asaina manadio ny làlana na ny tokotanin' olona izay nolotoiny. |
| Other spellings | 15 mandio |
| Proverbs | 16 Proverbs containing the word manadio |
| Anagrams | 17 amodian, anodiam, manadio, namodia |
| Updated on 2025/08/10 |
|