|
|
|
|

Entry1  manampy
Part of speech  2  active verb
Root  3  ampy
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Mampitombo, manao bebe kokoa: Manampy sira ny laoka / Hanampy ny karamanao aho fa mahafapo ny asanao
Mampitambatra ny herin' ny tena amin' ny an' ny hafa mba hahamoramora kokoa ny asany: Iza no nanampy anao tamin' io asa io
Manome famonjena na hery: Manampy ny tsy manana io ramatoa io
Explanations in English  10  [1.2, 1.7] to add to; to help
11  [1.2] to make larger or greater in size or number; to assist, to give assistance to.
Explanations in French  12  [1.8, 1.13] ajouter
13  [1.8] ajouter à; aider
14  [1.13] additionner
Examples  15  [2.4#] manampy izany any aoriana.
16  [2.296#] Ireto no boky manampy ny mpanoratra.
17  [2.366#] manampy izany ny fampitoviana torosy
Proverbs  18  Proverbs containing the word manampy

Anagrams  19  anampim, manampi, manampy, maƱimpa, mpamany, mpanamy, mpanima, mpinama, nampiam

Updated on 2025/08/10