|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 manatsara |
| Fototeny | 2 tsara |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mahatonga ho tsara kokoa: Manatsara ny fahasalamanany sakafo be otrikaina
5 Mahatsara: Manatsara ny tarehy marina ve ny lokomena? 6 Manadio, manao ho tsara: Mahagaga fa manatsara ireto mpianatra telo lahy mpitabataba ireto ny mpampianatra azy ireo [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to improve, to make better
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 améliorer; embellir, rendre agréable
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/3) | 13 manatsarà |
| Fototeny | 14 tsara |
| Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manatsara [Fitanisana] |
| Teny iditra (3/3) | 16 manatsara |
| Sokajin-teny | 17 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
18 (souvent prononcé magnatsara) (du préfixe mana: qui rend, et tsara : bon ou beau, donc : « qui rend bon », qui améliore). Malleastrum gracile J.F. Leroy (Meliaceae). Voir Pernet et coll. Journal de Botanique Appliquée 11 : 150 (1964).
[Sakalava]
[1.196] |
| Voambolana | 19 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 21 mañaratsa, 22 manasatra, manatsarà, manatsara |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/26 |
|