|
|
|
|

Entry (1/2)1  mandinika
Part of speech  2  active verb
Root  3  dinika
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Mamerina mitsako indray ny ahitra efa natelina: Ny omby dia anisan' ny biby mandinika
Explanations in English  10  [1.2, 1.7] to chew the cud
11  [1.2] to ruminate
Explanations in French  12  [1.8] ruminer
Examples  13  [2.113#] ary io no mandinika ny asa iombonana;
14  [2.471#] Sady mandinika ahy izy no mihery ny sary.
Vocabulary  15  Zoology: (in general)

Entry (2/2)16  mandinika
Part of speech  17  active verb
Root  18  dinika
Morphology 
19  Present :
20  Past :
21  Future :
22  Imperative :
Explanations in Malagasy  23  [1.1] Mamakafaka, mihevijavatra, mamadibadika, maka ambony maka ambany: Mbola handinika aho aloha vao afaka hanapa-kevitra
Mijery ela, manombantombana: Nandinika an' ilay zaza teo Rakoto no niditra Rabe
Explanations in English  24  [1.2] to scrutinize closely, to admonish minutely, to specify, to relate individually, to particularize
to investigate, to pry into
25  [1.7] to examine carefully
Explanations in French  26  [1.8] examiner
Examples  27  [2.470] Mivandraka ny valin-drihana hatrany izy, raha mandinika izany rehetra izany.
Analogs  28  mihevitra, mieritreritra, misaina, maka saina, mitady ny antony, maka fototra, mamotopototra, mamakafaka, manadihady, mitaratara, mamadibadika, mamolavola, mandanjalanja, mitsako, mitsakotsako, maka ambony maka ambany

Updated on 2025/08/10