Entry | 1 mandositra |
Root | 2 lositra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manalavitra haingana mba tsy ho tratra, miriatra, mirifatra, miridana: Mandositra ny fahavalo Mivoaka an-tsokosoko, milefa: Nandositra hono Rainivoanjo efa voatana tao antranomaizina Midify: Mandositra ahy foana ny zanakao [1.1] |
Explanations in English |
5 to run away from; to flee [1.7] |
Explanations in French |
6 fuir, s'enfuir de [1.8] |
Examples |
7 mandositra ny fakampanahy aho!
[2.5#]
8 Nahoana ianao no mandositra ahy? [2.471#] 9 Vadin' Andriamanjaka ka entina mandositra! [2.528#] |
Morphology |
|
All compound words | 14 3 combinations of this word |
Analogs | 15 midify, milefa, mitsoaka, mitsoriaka, miporitsaka, mivoaka, miriotra, mirifatra, manavotra aina, manao tsoa-pe, manao kaovasy, manao rarangy, manao tongotra an-katoka, manao vezamaimbo, riatra mandositra, vaky mandositra, vaky bao, vaky tady, tapa-kofehy, tsy tana, madio ny rano nitany, miridana, milomay, lasa any an-dakira, lasa any banty, lasa any am-parakatsakatsaka, manao tsipy kely, manary basy, manifi-drano, mitakidingina, manary, manjavona |
Proverbs | 16 Proverbs containing that word |
Anagrams | 17 mandositra, 18 mandrotsia |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |