Entry | 1 mandre |
Root | 2 re |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mahalala fisiana feon-javatra iray amin' ny alalan' ny sofina: Tsy mandre na inona na inona ny sofiko fadonton' ny kininina Mahafantatra: Vao izao aho no nandre fa narary ny zanakao Mahatsiaro: Tsy mandre maharary rehefa mitsindrona amin' itỳ fanafody Teny mifandray hevitra (Mihaino): mitaino, manongilan-tsofina, mampandry sofina, mihaino vilana, mitaino ilany, tailam-pandrenesana Teny mifandray hevitra (Tsy mihaino): manentsin-tadiny, mamono sofina, manary sioka, manao henoy izany ry hazon-damosiko!, mafy sofina, mafy tadiny, lalodalovana, donto sofina, domelina, karenina, marenina [1.1] |
Explanations in English |
5 to hear; to perceive by hearing, touch, taste or smell [1.7] |
Explanations in French |
6 entendre, apprendre, sentir [1.3] 7 entendre; apprendre; sentir par le toucher, le goût, ou l'odorat [1.8] |
Examples |
8 Tsy mandre mihitsy anie aho e!
[2.117#]
9 Tsy mandre ny ketsoketso-borona anie! [2.69#] 10 Faly aho raha mandre izany teninareo izany. [2.298#] |
Morphology |
|
All compound words | 15 3 combinations of this word |
Vocabulary | 16 Biology |
Synonyms | 17 mahare |
Proverbs | 18 Proverbs containing that word |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |