|
|
|
|

Entry (1/2)1  mandroatra
Root  2  roatra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mitera-droatra, misy raotrany: Mandroatra ny rano mianjera amin' ny riana
Enti-milaza ny vary handroina izay manomboka mamorivory: Efa mandroatra ny vary ka tsy ela dia ho masaka
Mirehitry ny hatezerana tampoka: Nandroatra foana tsy nisy antony teo izy [1.1]
Explanations in English  5  to foam, to boil over [1.7]
Explanations in French  6  déborder en écume [1.8]
Examples  7  mandroatra fotsiny toa ranon-tsavony sy mamoa-pofona hafahafa ny kafe azony. [2.470]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
All compound words  12  3 combinations of this word
Analogs  13  misafoaka, mifoaka, mitroatra, misamontotra, mifoabe
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Entry (2/2)15  Mandroatra
Part of speech  16  name (toponym) [Full list]
Explanations in French  17  petit fleuve de la préfecture de Morondava [1.11]
Vocabulary  18  Geography: rivers, lakes

Anagrams  19 mandraotra, 20 mandroatra, Mandroatra

Updated on 2025/10/12