|
|
|
|

Entry1  mandrokidroky
Part of speech  2  active verb
Root  3  drokidroky
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Manambitamby mba hahazoana tombontsoa; manao izay hahafaly mba hanambakana: Nandrokidroky an-drainy marary izy mba hahazoana betsaka amin' ny zara lova
Analogs  9  manolikoly, manojikojy, manangoly, mamoky

Updated on 2025/07/29