|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mamoky |
| Fototeny | 2 voky |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manome sakafo betsaka: Mamoky ny vahiny rehefa tonga mitsidika azy Rabe
5 Mamporisika, mitarika, mitaona olona hanao zavatra tsy dia mampaharisika azy loatra, amin' ny fandokafana azy na amin' ny fampanantenàna soa be ho azy: Mamoky ny vahoaka hikomy ny mpanoha riana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to satisfy with food; subvert
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 rassasier; pousser à la révolte
[1.8] |
| Ohatra |
8 Ny mamoky ny hendry sy manome fo ny adala hikomy.
[1.123#]
|
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 13 mamahana, 14 mambosy, 15 manabontsina, 16 manadala, 17 manaotohotsofina, 18 mandraviravy, 19 mandrendrika, 20 mandroboka, 21 mandrokiroky, 22 manomefo, 23 mitaona, 24 mitomanyambonyfe |
| Ohabolana | 25 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 26 mamiko, mamoky |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|