|
|
|
|

Entry (1/2)1  manila
Root  2  ila
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mametraka ery an-tsisintsisiny: Lasa nanila ilay vatan-kazo nibahana teo afovoan-dalana izy sao mandratra
Mamely, mihinana ny ilany: Nanija ny mofo ny voalavo / Manila izany orana izany
Mitoetra, mijoro eo akaiky, mandalo eo akaiky: Manilany azy ny tanimbarinay ka izany no mahatonga anay hiady rano. / Soa ihany fa nanila ny tanimbolintsika ny havandra [1.1]
Explanations in English  5  to pass on one side. Chiefly applied to the rain. [1.2]
Examples  6  Ny ankabeazan'ireo fanafody manila fanaintainana, sy ny steroid rehetra [2.424#]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
All compound words  11  2 combinations of this word

Entry (2/2)12  manilà
Root  13  ila
Part of speech  14  imperative of active verb manila [Full list]
Explanations in Malagasy  15  [1.1]
Explanations in French  16  [1.3]

Anagrams  17 lamina, 18 malany, 19 malina, malìna, 20 manaly, 21 manila, manilà

Updated on 2025/10/12