Entry | 1 marika |
Part of speech | 2 noun |
Morphology |
|
Derivatives |
|
All compound words | 9 38 words containing marika |
Explanations in Malagasy |
10 [1.1] Soratra na sary milaza isa: Ataovy marika arabo fa tsy romanina Fanisana, fahaizana manisa: Mianatra marika ~ Manao marika Famantarana: Asiana marika ny lamban' ny kilasimandry Sary fanamarinana, porofo: Atolotray anao itỳ voninkazo itỳ ho mariky ny fankasitrahanay Fakan-tahaka, filamatra: Ity nomeko anao hatao marika, ka nahoana no novanao? Soritra: Ny batemy dia manisy marika tsy azo vonoina ao amin' ny fanahy |
Explanations in English |
11 [1.7] a sign or mark a plan or drawing arithmetic |
Explanations in French |
12 [1.8] signe ou marque |
Examples |
13 [2.472] Nisy marika hafa koa hitako. 14 [2.470] Hampianariny marika tsara ireo zanany ireo mba tsy hovoambakan' ny sasany any aoriana any. |
Proverbs | 15 Proverbs containing the word marika |
Anagrams | 16 akarim, amarik, arakim, kamary, kamira, karima, marika, mikara |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |