Entry | 1 masoandro |
Part of speech | 2 noun |
Elementary words | 3 maso, andro |
All compound words | 4 27 words containing masoandro |
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] Antontan-javatra goavana mirehitra mihenjy eny amin' ny habakabaka ka fototry ny hazavana sy ny hafanana ety ambonin' ny tany, izay mihodina manodidina azy: Miposaka avy atsinanana ny masoandro Hainandro: Misy masoandro eo ka mikisaha ianao Ray (aman-dreny): Ianareo no masoandro amam-bolanay |
Explanations in English |
6 [1.2, 1.7] the sun |
Explanations in French |
7 [1.3] soleil (figuré) le père, le souverain 8 [1.8] le soleil |
Examples |
9 [2.499#] Efa tafasondrotra nihoatra an' i Mandray ny masoandro takontakon-drahona. |
Vocabulary |
10 Astronomy |
Proverbs | 11 Proverbs containing the word masoandro |
Article |
12 Randzavola: masoandro ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 13 androsoam, dranomaso, mandrosoa, masoandro |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |