Entry | 1 matory |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 tory |
Morphology |
|
All compound words | 8 10 words containing matory |
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Latsaka ao anatin' ny torimaso: Aza mingadongadona fa matory ny marary |
Explanations in English |
10 [1.7] to sleep |
Explanations in French |
11 [1.8] dormir |
Examples |
12 [2.324] Dia nakimpiny indray ny masony, ka natory izy. 13 [2.470] manomboka izao ankehitriny izao ialahy, izao dia izao, dia any alatrano ialahy no matory. 14 [2.472] na matory na tsy matory, tsy re ny moka. 15 [2.5] Impiry aho no nitantara tamin' ise fa misy aloka maneloelo ny fiainako, saingy nilaozan' ise natory? |
Analogs | 16 mandry, midaboka, mandamoka, mibafoka, mibonoka, mifonoka, mandry mitsilany, mandry mihohoka, mandry mihorirana, mandry ilika |
Proverbs | 17 Proverbs containing the word matory |
Anagrams | 18 marito, matory, miotra, mirota, mitôra, mitroa, oritam, raotim, roatim, tarimo |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |