|
|
|
|

Entry1  metaly
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Zavatra hadina any anaty tany ka azo empoina sy tefena mba hanaovana karazan-javatra maro samihafa: Ny volamena, metaly sarobidy fa ny vy, metaly ilaina fatratra
Explanations in English  4  [1.7] metal
Explanations in French  5  [1.3, 1.8] métal
All compound words 
Vocabulary  9  Chemistry
Analogs  10  mineraly, vy, valovoka, varahina, varahimaitso, vifotsy, fanitso, firaka, firapotsy, firamainty, halimo, volavelona, volafotsy, volamena, andriamby, taimby

Anagrams  11 lematy, 12 Melita, 13 metaly

Updated on 2025/09/12