|
|
|
|

Entry1  miambatra
Part of speech  2  active verb
Root  3  ambatra
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7  [1.1] miakanakana raha miteny, miraiki-dela tsy mahatohy izay tenenina avy hatrany
Explanations in English  8  [1.2] to be tongue-tied, to speak inarticulately, as in a severe illness. The provincial word is tamba-lela
Explanations in French  9  [1.3] avoir la langue paralysée, parler d'une manière inarticulée
se dit aussi des tumeurs collées ensemble, comme des piqûres, des éruptions
Examples  10  [2.499] Niarahaba azy aho, ka akory ny hagagako, fa teny ambaniandro tsy misy miambatra na kely aza no namaliany ahy.
Analogs  11  miakanakana, mivakavaka, miakakà, adala vava, mibadabada, miambakavaka, miambakambaka

Anagrams  12  itambaram, miambatra, mitambara

Updated on 2025/07/29