Entry | 1 miana-kendry |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 mianaka, hendry |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] olona kevokevoka sy dedaka ka na ny zavatra tsy tokony hataony aza dia ataony |
Examples |
5 [2.895#] Inona no ilain'ialahy no aty ialahy no mianakendry manani-bohitra, hoy ity sakalava bangaridana. |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |