|
|
|
|

Entry (1/2)1  miantoana
Part of speech  2  active verb
Root  3  antoana
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  10  [1.1] Mifanao ambaratonga, mifanao ambony sy ambany: Misy rihana hatramin' ny indimy miantoana ilay trano be etsy avaratray etsy
Mifanarakaraka: Asa intelo miantoana no tokony hatao raha hanao zavatra: mandinika mandahatra Izay hatao sy hanaovana azy ary mikatroka
(Marihina fa amin' ny mahamatoanteny ampiasaina toy ny anarana an' itý teny itỳ, dia tsy mba ny isa tantra (dimy, telo,...) no ampiasaina fa ny mpamaritra (indimy, intelo..,) tahaka izany koa ohatra ny hoe "mandingana": Mandrosoa intelo mandingana ~ Intelo miantoana ny fangatahana vao tonga any amin' ny fivondronana)
Explanations in English  11  [1.2] to advance by gradation.

Entry (2/2)12  miantoàna
Part of speech  13  imperative of active verb miantoana [Full list]
Root  14  antoana
Explanations in Malagasy  15  [1.1]
Explanations in French  16  [1.3]

Anagrams  17  amotanany, iantoanam, maty noana, miantoana, miantoàna, namitanao, nanamaito, nitamoana, nitaomana, notamanai, tamanaino, tamaninao

Updated on 2025/08/10