Entry (1/3) | 1 midiridiry |
Part of speech | 2 adjective |
Root | 3 diridiry |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] Henjana: Inona no nohanin' ity zaza ity no midiridiry ohatra ny amponga ny kibony (maso) Mivandravandra sy misokatra be: Nidiridiry ny masony nijery ahy ka natahotra aho Tsy milefitra, tsy azo folahina (na ara-bakiteny no akana ny hevitra na an' ohatra): Nidiridiry ny tongony havia Miziriziry, mikiribiby: Nidiridiry amin' ny heviny izy ka tsy hita izay hanaovana azy 6 [1.78] [Tambahoaka] miridiridy |
Explanations in English |
7 [1.2] stretched to the full, tense, swollen hard |
Explanations in French |
8 [1.3] Etre tendu, gonflé |
Examples |
9 [2.470] Ramanambeloma vinitry ny hatezerana sy midiridiry maso no tazana teo an-tokonana, nony nivoha ny varavarana. |
Analogs | 10 mihinjitra, mihinjihinjy, miziriziry |
Proverbs | 11 Proverbs containing the word midiridiry |
Entry (2/3) | 12 midiridiry |
Part of speech | 13 active verb |
Root | 14 diridiry |
Explanations in Malagasy |
15 [1.1] |
Explanations in French |
16 [1.3] s'obstiner |
Entry (3/3) | 17 midiridiry |
Part of speech | 18 active verb |
Root | 19 diridiry |
Morphology |
|
Explanations in English |
24 [1.2] to stare at |
Anagrams | 25 midiridiry, miridiridy |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |