|
|
|
|

Teny iditra1  raha mihenjan-ko mahazaka ianao, dia mba midiridiry ho amponga kosa aho
Singan-teny  2 raha, 3 mihenjana, 4 mahazaka, 5 ianao, 6 midiridiry, 7 amponga, 8 aho
Sokajin-teny  9  kambanteny
Tovy hevitra  10 raha baka mihorirana ianao, izaho kirongo tsy azo idirana, raha baka misisika ianao, izaho kirongo tsy azo idirana

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29