Entry | 1 mifidy |
Root | 2 fidy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Maka izay tiana an-tsitrapo: Nifidy ny fampianarana aho ho raharahako Mifantina, mijobona, mitsonga: Nifidy azy tao anatin' ny arivoarivo aho Mandatsa-bato tsy voateritery ho an-...: Nifidy an-dRabe aho ho solombavambahoaka tao amin' ny faritaninay [1.1] |
Explanations in English |
5 to choose [1.2, 1.7] 6 to select, to prefer. [1.2] |
Explanations in French |
7 choisir; élire [1.8] |
Examples |
8 Tsy fantatro izany, fa anjaran' ialahy no mifidy
[2.472]
9 nony mamo ny vahoaka, dia ny nifidy izay tovolahy sy tovovavy tomady sisa nataon' ny mpanjaka sy ny mpijirika andevo... [2.471] 10 hifidy izay ravin-damba mahafa-po azy indrindra izy; [2.470] 11 Raha izaho no mba nifidy nifantina dia navelako io faratsaikany io, fara-fidy. [1.10#F.510] |
Morphology |
|
All compound words | 16 4 combinations of this word |
Analogs | 17 mifantina, mijobona, mitsongo, mitsaika, manasivana, manivana |
Proverbs | 18 Proverbs containing that word |
Anagrams | 19 fidimy, 20 midify, 21 mifidy |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |