|
|
|
|

Entry1  mihaingo
Root  2  haingo
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Misy haingo, mitondra akanjo misy haingo: Mihaingo aoka izany ny mpanambady [1.1]
Explanations in English  5  to adorn one's self, to decorate one's self, to wear ornaments. [1.2]
6  to adorn oneself [1.7]
Explanations in French  7  s'orner; être paré [1.8]
Examples  8  Ary nony tonga ny andro hampakaran-drano, dia mihaingo tsara dia tsara ny olona rehetra sy miravaka tsara amy ny izay firavaka ananany. [2.48]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
All compound words  13  mihaingo ambony tsikoko
Analogs  14  manamy, mianjaika, miangolavaitra, mihamitra, mihaminkamina, mihetsiketsika, mipitsopitsoka, mijihina, miramarama, miramadramatra, miraratra, mipopopopo, miravaka, mirebaka, mirenty
Proverbs  15  Proverbs containing that word

Updated on 2025/10/08